@ -0,0 +1 @@
Loza hi an'ireo ze mizaka gny rasy ho soa, vo soa ho rasy; ze magnambara gny ezy manahaky gny mazava, vo gny mazava manahaky gny ezy; ze mizaka gny mafaisy ho mamy, vo gny mamy ho mafaisy! Loza ho an'ireo ze hendry eo amasony avo, f