auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-04-14 10:15:20 +02:00 committed by root
parent 407c51c5db
commit 167dde9443
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Nandray gny taratasy tegny an-tagnan' ny mpitondra hafasy i Hezekia vo namaky izany. Dra nagnagny an-tragnon' i Yaveh izy vo namelasy izany teo agnatrehany. \v 15 Nivavaky tamin' i Yaveh i Hezekia hoe: \v 16 ''Ry Yaveh tompon' ny maro, Zagnaharin' i Israely, hanao ze mitoby eo am-bony K
\v 14 Nandray gny taratasy tegny an-tagnan' ny mpitondra hafasy i Hezekia vo namaky izany. Dra nagnagny an-tragnon' i Yaveh izy vo namelasy izany teo agnatrehany. \v 15 Nivavaky tamin' i Yaveh i Hezekia hoe: \v 16 ''Ry Yaveh tompon' ny maro, Zagnaharin' i Israely, hanao ze mitoby eo am-bony Kerobima, Hanao raiky gny zagnahary eo amign' ny fanjakan' ny tany aby. Hanao gny nahary gny lagnisy sy gny tany.