auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-29 20:05:27 +02:00 committed by root
parent 68440f4e61
commit 06390ba9c2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Magnitia magnodidy dra tazagno. Mindray mivory izy iaby dra avy aminiha eo. Ho avy lat'agny lavisy
\v 4 \v 5 Magnitia magnodidy dra tazagno. Mindray mivory izy iaby dra avy aminiha eo. Ho avy lat'agny lavisy reo zanadahiniha, dra ho andesy an-sandriny reo zanakapelaniha. Dra hagnety hanao dra ho miramira, dra tokony hifaly vo ho safosy gny foniha, akory hararahy aminiha gny hamaroan'gny ranomasy, ho avy aminiha gny haren'ireo firene.