\v 13 Nofa mitaray handrareo, aoky hamonzy andrareo reo karazan-sapindrareo. Notokony gny sioky gny handay anazy aby reo, dra gny fofon'ay gny handay anazy aby. Fa ze mialoky Aminahy dra handova gny tany vo hangalaky ho fanagna gny tendrombohisiko masy.