txy_isa_text_reg/42/23.txt

1 line
293 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-23 17:34:28 +00:00
\v 23 Ia amindrareo reo gny hiteno anizeho? Ia gny hiteno sady hahare amin'gny ho avy?\v 24 Ia gny nagnome an'i Jakoba ho an'ireo malaso, vo gny Israely ho amin'gny pandroba? Sa ra zeho sy i Yaveh, ze fa nanotasika, ze nilavin'ereo andehan gny lalany, vo ze nilavin'ereo harahy gny lalagnany?