2021-07-23 17:34:28 +00:00
|
|
|
\v 18 Mitenoa, handrareo ry maregny; dra magnitia, handrareo poaky, so hahita. \v 19 Ia gny poaky fe panopoko? Na maregny manahaky gny panday hafasy nirahiko? Ia gny poaky manahaky gny sakezam-pagnekeko, na maregny manahaky gny panopon'i Yaveh?
|