txy_isa_text_reg/37/19.txt

1 line
295 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-14 08:15:20 +00:00
\v 19 Fa nataoko tao agnaty afo ereo zagnahariny, fa tsy zagnahariny raiky fa asan-tagnan' olo, hazo vo vato avo. Dra nipehin' ny Asyriana ereo. \v 20 Dra amin' izao, ry Yaveh zagnaharinay, vozeo eo amign' ny heriny izahay, mba ho fatasy gny fanjakan' ny tany aby fa hanao raiky avo gny Yaveh.''