txy_isa_text_reg/21/01.txt

1 line
370 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-02 10:53:15 +00:00
\v 1 Fitalilia mahakasikin'gny tany efisy amoron-dranomasy. Manahaky gny tadio mamakivaky an'i Negeva gny hiavian'zay mandalo boak'agny agn'efisy, boak'agny amin'gny tany loza.\v 2 Fahitana mapasiaky gny name anahy: gny lelehy pamitaky dra namitaky, vo gny pandrava dra nandrava. Mekara dra sikino, ry Elama; ahivo fahirano, ry Mediana; hapisahasy gny tarainy aby Zaho.