txy_isa_text_reg/07/03.txt

1 line
402 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-02 12:36:19 +00:00
\v 3 Dra ho Yaveh tamin'Isaia ho: " Miboaha mindray amin'i Seara-jasoba zanakin'iha lelahy ba hisena an'i Ahaza eo amin'gny faran'gny lakan-dranon'gny kamory ambony, egny amin'gny lala magnagny amin'gny Sahan'gny Panasa lamba.\v 4 Zakao anazy ho: ' Mitandrema, ka taitaisy, ka matahosy ndre apitaorin'ereo tapa-poroha ro midonaky reo, amin'gny hasosoran'i Rezina vo Syria, vo Pelza zanadahin'i Remalia.