txy_isa_text_reg/07/13.txt

1 line
427 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-25 10:26:50 +00:00
\v 13 Dra namaly Isaia ho: " Tenoy, ry akohonan'i Davida. Sy apy andrareo vahoaky se gny misapa gny faharetan'gny vahoaky? Sy maisy misapa gny faharetan'gny Zagnahariko koa ra handrareo?\v 14 No zeho dra gny Tompo mihisy gny hagnome famatara andrareo: Iho, ho bevoka gny somondrara, hiteraky zaza lelahy, vo hitoka gny agnarany ho Imanoela.\v 15 Hihina rononomandry vo tately izy no fa mahay manda gny rasy vo misafidy gny soa.