txy_isa_text_reg/11/14.txt

1 line
411 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-25 19:00:14 +00:00
\v 14 Fa hizoro hanafiky amin'gny Filistiana agny avarasy koa ereo, vo hindray hagnababo gny vahoaky agny asignana. Hanafiky an'i Moaba ereo, vo hakato an'ereo gny vahoakin'i Amona.\v 15 Hamotiky taterakygny sakeli-dranomasin'i egypta i yaveh. Mindray amin'gny rivosy mahama dra hagnefoefo gny tagnany eo amin'gny ony Eofrata izy vo hagnasaraky anazy ho sapa fito, dra ho afaky hisaky mindray amin'gny kapa zay.