txy_isa_text_reg/35/01.txt

1 line
317 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-03-29 12:05:46 +00:00
Toko faha 35 \v 1 Gny tany efisy vo karakay dra hiravoravo; vo gny tati-hay hifaly vo hamony. Manahaky gny raozy, \v 2 hamela be dra be izay vo hihoby amign' ny fifalia vo gny hirahira; gny voninahin' i Libanona dra hagnome izay, gny hasoa-tarehin' i Karmela vo Sarona; hahita gny voninahin' i Yaveh ereo, gny famiram