2021-07-23 17:34:28 +00:00
|
|
|
\v 6 ngo, voasorasy eo agnoloako ho: Sy hisigny Zaho, fa hapagnefa andreo; hamaly andreo am-pofoany,\v 7 fa gny fahotan'ereo vo gny razany dra mitambasy," ho Yaveh. "Hamaly andreo nohon'gny fagnoroa ditin0kazo magnisy tao amin'ireo tendrombohisy vo nohon'gny fagnesoa Anahy tamin'ireo havoa. Nohozeho dra handresy reho asa vitan'ereo eo am-pofoany Zaho."
|