2021-04-27 09:25:08 +00:00
|
|
|
\v 6 Hisy sisa vaovory ho tavela, fe, hanahaky gny amin'gny fihozongozognan'gny hazon'oliva: misy oliva ro na telo eo amin'gny rasany ambany indrindra, efasy na dimy eo amin'gny sapany abo inbrindra amin'gny hazo mamoa ---zay gny fagnambaran'i Yaveh, Zagnaharin'Israely. \v 7 Aminzeho andro zeho dra hitoliky amin'gny pahary anazy gny olo, vo gny masony gny raiky Maisn'Israely.
|