2021-04-27 08:16:38 +00:00
|
|
|
\v 13 oho zay dra hahiko mihovisovisy amin'gny alalan'i Yaveh Tompon'gny lako, vo amin'gny androm-pahoriany lahibe gny lagnisy, vo hataoko miozongozo eo amin'gny toerany gny tany.\v 14 Manahaky gny gazela voahaza na manahaky gny agnondry sy misy piaraky, gny hiheregnan'gny olo kiraidraiky tamin'gny vahoakiny vo hilefany agny amin'gny taniny.
|