txy_isa_text_reg/25/04.txt

1 line
431 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-04 15:09:04 +00:00
\v 4 Fa fitoboha ferova ho an'gny olo mahatra, felofa ho an'ze ory ao amin'gny fahoriany_felofe amin'gny tafio-drivosy vo alokaloky amin'gny hafana. Naho manahaky gny tafio-ddrivosy hanohisy gny rindry gny fofonain'ireo masiaky,\v 5 vo manahaky gny hafana amin'gny tany maiky, gny nandresenao gny tabataban'ereo vahiny , manahaky gny haresen'gny aloky gny raho gny hafana dra manahaky anizay koa gny hamalia gny hiran'ireo masiaky.