txy_isa_text_reg/13/19.txt

1 line
253 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-27 08:16:38 +00:00
\v 19 Vo Babylona, gny mendri-pidera vatany amin'gny fazaka, gny famirapiratan'gny reharehan'gny Kaldeana, dra horava manahaky an'i Sodoma vo Gomora.\v 20 Sy honegna na hitoboha zay hatramin'gny taranaky faramandimby. Sy hisy Arabo hagnorin-day hapandr