2021-07-29 19:52:52 +00:00
|
|
|
Ingo, ho avy lat'agny amin'gny alavisy ereo, gny sasany lat'agny amin'gny avarasy vo gny asinagna; vo reo sasany lat'agny amin'gny tanin'gny Sinima. Mihira, ry lagnisy, dra mifalia, ry tany; mivakia amin'gny fihira, handrareo ry tendrombohisy! Fa makahery gny olony Zagnahary, sady hana fango
|