2021-07-10 17:17:31 +00:00
|
|
|
\v 29 Magnome hery gny rokaky Izy; sady magnome hery vao ho an'ize marary.\v 30 Ndre gny tanora aza dra hazary mokosy vo rokaky, vo reo zatovo dra ho tafitohy ka hilavo:\v 31 Fa reo ze miamby an'i Yaveh dra hagnavao gny herin'ero; hitiky amin'gny elasy manahaky gny voromahery ereo; hilomay ereo dra sy ho rokaky; handeha ereo dra sy ho tora.
|