txy_isa_text_reg/36/13.txt

1 line
444 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-08 08:45:21 +00:00
\v 13 Vo nisanga gny lahibe mana-pahefa vo nasiaky tamign' ny feo fatrasy tamign' ny fiteny Jiosy, mizaka ho: ''Mitenoa gny zakan' ny mpanjaka lahibe, mpanjakan' i Asyria. \v 14 Hoy gny mpanjaka: ''Ka mety hofitahin' i Hezekia hanao, fa tsy afaky gny gny hagnavosy anao izy. \v 15 Ka anga hampatokian' i Hezekia amin' i yaveh hanao, ze mizaka ho; Hamozy anay vatany i yaveh, tsy home ho eo an-tagnan' ny mpanjakan' ny Asyria tihoky tana tihoky.