txy_isa_text_reg/11/06.txt

1 line
310 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-25 19:00:14 +00:00
\v 6 Gny amboadia dra hindray hiay amin'gny zanak'agnondry, vo gny leoparda hindray mandry amin'gny zanak'osy, gny zanak'agnomby, gny liona tanora vo gny zanak'agnomby mifahy.\v 7 gny agnomby vavy vo gny bera dra hindray hiroaky,dra zanak'ereo hindray mandry. Gny liona dra hihina mololo manahaky gny agnomby.