txy_isa_text_reg/22/08.txt

1 line
232 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-02 12:36:19 +00:00
\v 8 Nangalaky gny fiarovan'i Joda Izy; vo tamin'zay andro zay hanao dra nagnety reo fitova-pialia eo amin'gny Lapan'gny ala.\v 9 Nahita gny bangan'gny tanan'i Davida ndrareo, fa maro reo,vo namory gny ranon'gny dobo ambany ndrareo.