txy_isa_text_reg/07/01.txt

1 line
429 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-02 12:36:19 +00:00
\v 1 Tamin'gny andron'i Ahza zanadahin'i Jotama zanadahin'i Ozia, pazakan'i Joda, dra niakasy nagnagny Jerosalema i Rezina pazakan'i Syria, Pelza zanadahin'i Remalia, pazakan'i Israely ba hananga aly amin'zay, fa sy nandresy anizay ereo.\v 2 Notatery tagny amin'gny fianakavian'i davida fa nindray tamin'gny Efraima gny Syriana. Nangovisy gny fony, vo gny fon'gny vahoakiny, manahaky reo hazo agn'ala agny ahozongozon'gny rivosy.