txy_isa_text_reg/31/08.txt

1 line
391 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-03-27 08:54:48 +00:00
\v 8 Ary gny Asyriana ho lavogn' ny sabatra ze tsy mba an' olombelo gny handringa anazy. Dra hienga gny sabatra izy, vo gny zatovony hampanovy fanompoa fatrasy. \v 9 Vo ereo dra levo fahatokisa noho gny fahatokisa noho gny fatahora, vo ereo mpanapaky anazy hivali-po eo agnatrehan' ny fanevan' i Yaveh - Izay dra fagnambara nataon' i Yaveh - Ze mana gny afony ao Ziona vo gny fatany fagnoroa