txy_isa_text_reg/62/03.txt

1 line
354 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-07-25 21:24:45 +00:00
\v 3 Ho satro-boninahisy gny hasoa eo an-tagnan'i Yaveh avo koa hanao, vo satroky gny fanzaka eo an-tagnan'gny Zagnahariniha. Sy ho zakay gny aminiha sasy gny ho: \v 4 "Nafo"; na ho zakay amin'gny taniniha sasy gny ho: "Lao." Fe koa, ho tokavy ho: " Gny sitrako," vo gny taniniha ho: ' Manambaly," akory sitrak'i Yaveh hanao, sady hanambaly gny taniniha.