txy_isa_text_reg/60/15.txt

1 line
340 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-07-27 17:55:05 +00:00
\v 15 ho soloniha nenga sady nankahalay, dra sy misy mandalo aniha, dra hahikoraha firehareha mandrakizay hanao, fifalia hatramin'gny taranaky mifandimby. \v 16 Hino gny rononon'ireo firene avo koa hanao, dra hinono eo amin'gny tratran'ireo pazaka; dra ho fataniha fa Zaho, gny Yaveh, Pamonzy aniha sady Pagnavosy aniha, Gny Masin'i Jakoba.