txy_isa_text_reg/24/14.txt

1 line
248 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-05-03 19:05:42 +00:00
\v 14 Handrasy gny feony sady hitoka gny voninahisin'Agnahary, vo hihiaky apifalia boak'amin'gny ranomasy ereo.\v 15 Noho zay dra makalaza an'i Yaveh agny asignana, magnomeza voninahisy gny agnaran'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely ao amin'ireo nosy.