txy_hos_text_reg/05/01.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 1 " Tenoy zeho, ry pisoro! Manongila sofy, ry hasaveregnan'Israely! Mitenoa, ry hasaveregnan'gny pazaka! Fa gny fisara dra avy hanohisy andrareo aby. Fa fandriky tagny Mizpa hanao vo harato nivelasy tagny amin'gny Tabara. \v 2 Reo pikomy mikiry fatrasy amin'gny famonoa, fa Zaho gny hagnasazy anazy aby reo.