|
\v 1 Ry Israely, miheregna amin'i Yaveh Zagnahariniha, fa lavo tamin'gny helokiniha hanao.\v 2 Mandesa zaka dra miheregna amin'i Yaveh. Zakao Anazy ho: "Alao gny helokay aby dra ekeo ze soa, so ho afaky hanolosy gny vokasy gny sogninay ho Aniha zahay. |