txy_hos_text_reg/12/01.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 1 Efraima mihinan-sioky dra magnaraky sioky lat'agny asinagna. Mapitombo isa reo vandy vo herisetry mandrakariva izy. Manao faneke mindray amin'i Asyria dra manday menaky oliva ho agny Egypta ereo. \v 2 Mana aly amin'i Joda avo koa i Yaveh sady hagnafay an'i Jakoba noho reo ze nahiny; hamaly anazy Izy noho reo asany.