txy_hos_text_reg/05/08.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 8 Siofy ao Gibea gny anzomara, vo ao Rama gny asiva. Manaova korakin'aly ao Betavena ho: 'Hagnaraky aniha zahay ry Benjamina!'\v 9 Ho lao Efraima amin'gny andron'gny fagnasazia. Teo amin'ireo fokon'Israely gny nagnambarako ze sy mainsy hitranga.