txy_hos_text_reg/04/13.txt

1 line
620 B
Plaintext

\v 13 Manao soro egny an-tapon-tendrombohisy ereo sady magnoro ditin-kazo magnisy egny amin'ireo havoa, ambanin'gny hazo oka, popola vo terebinta, akory soa gny alokaloky.Dra fahavetaveta ara-nofo reo zanandrareo apelandrareo, vo reo vinato vavindrareo mizangazanga. \v 14 Sy hagnafay reo zanandrarei apela Zaho nofa misafidy gny hanao fahavetaveta ara-nofo ereo, nagny vinato vavindrareo nofa mizangazanga ereo. Fa reo lelahy avo koa dra manolosy gny vatany ho an'ireo pizangazanga, dra manolosy soro ereo dra afaky manao asa maloto mindray amin'ireo pivaro-bata masy. Dra ho atoraky agny tiky vahoaky ze sy mahay tiky.