txy_hos_text_reg/01/10.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 10 Fa gny isan'gny hasaveregnan'Israely koa dra manahaky gny fasiky egny amoron-dranomasy, ze sy hay afatry na isay. Vo amin'gny toera ze nizaka tamin'ereo ho: 'Sy oloko handrareo,' gny izaka amin'ereo ho: 'Olom'gny Zagnahary velo handrareo.' \v 11 Hivory gny ponin'i Joda vo gny ponin'Israely. HAnendry pitariky raiky ho andreo ereo, dra hiakasy lat'amin'gny tany ereo, fa ho lahibe gny andron'i Jezirela.