txy_hos_text_reg/12/13.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 13 Nanday gny Israely hiboaky gny tany Egypta tamin'gny alalan'gny paminany i Yaveh, vo tamin'gny alalan'gny paminany gny nikarakarany andreo. \v 14 Nahaory fatrasy an'i Yaveh i Efraima. Noho zeho dra hanenga gny liony eo aminazy gny Tompony dra hapihery aminazy gny fahafaham-barakany.