txy_hos_text_reg/04/01.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 1 Tenoy gny Zakan'i Yaveh, handrareo ry vahoakin'Israely. Manao fitoria amin'gny ponin'gny tany i Yaveh, akory sy misy fahamarigna na faneke mahatoky ao, sy misy fahalala an'Agnahary ao amin'gny taa. \v 2 Misy ozo, vandy, famonoa, halasy vo fizangazanga ao. Nipotehin'gny vahoaky gny fatosy aby, vo gny miapy magnaraky gny fandasahan-dio.