auto save

This commit is contained in:
Tanosy-003 2021-07-28 03:27:38 +02:00 committed by root
parent 1dc3d0e0cd
commit 147b30bcc6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sy hana indra-fo amin'ireo zanany Zaho, akory zanaky gny favarotan-tegna ereo. Akory gny renin'ereo dra fa pivaoro-bata, dra izy ze nanda
Sy hana indra-fo amin'ireo zanany Zaho, akory zanaky gny favarotan-tegna ereo. Akory gny renin'ereo dra fa pivaoro-bata, dra izy ze nanday vohoky andreo dra fa nanao fihesiky mahamegnasy. Ho izy ho: "Hagnaraky reo olon-tiako zaho. akory ereo nagnome mofo vo rano ho anahy, gny volon'agnondry vo gny rongoniko, gny dililoko vo rano.