\v 33 Ka fagnoara maro e nagnambarany e zaka tam'indreo, arake fahazoandreo anazy, \v 34 ka tsy nizaka tam'indreo hafa-tsy gne fagnoara izy. Fa rehefa izy iraky, da no hazavaigny tamin'ireo mpianany manokany izy agnaby.