1 line
326 B
Plaintext
1 line
326 B
Plaintext
\v 53 Niavaky tamin'izay nindesy teo ame mpsorombe i Jesosy, nivory teo akatrefan'i Jesosy aby gne mpisorombe gne loholona ary gne mpanoran-dalana. \v 54 Fa i petera kosa nagnaraky an'i Jesosy lavidavitry tegny, magnodidy gne tokotany gne mpisorombe. Nidoboky teo agnilan'e mpiamby izy, nitampindro taminy gnafo satria nanara |