tkg_mrk_text_reg/04/30.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 30 Hoy indraiky izy nagnano hoe : '' Ino gn'azontsika ampitaha ame fanjakan'Andriamanitra, na ino e ra anitsika fagnoara hagnazava iza? \v 31 Iza da mitovy ame voatsinefy ra hafafy, izy e voa kidy indrindra ambon'ny tany. \v 32 Rehefa voafafy iza, da mitombo ka lasa zakabe nohon'ny gne hazo agnaby, mamoa gne rantsany vivety, ka azogne voro amboara tragno gn'amin'ny halotriny.''