tkg_mrk_text_reg/04/18.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 18 Gn'afa akotrign'e voavafy tame tany misy fatsy. Ren-dreo e zaka,\v 19 fa gne fagnan'izao tontolo izao, gne famitahany gn'arena, sy gne fampesa e zavatry hafa da tafiditry ka mipitsa e zaka, ka sy managnisiky iza. \v 20 Fa ireo izay voafafy tame tany tsara da ireo izay mahare e zaka sy mandray iza, da nanagnishiky telopolo, enimpolo, zato avo heny gne nafafy.