1 line
326 B
Plaintext
1 line
326 B
Plaintext
\v 15 Nihina tamindry Levy i jesosy izy ame mpamori-hetra sy gne olo mpanota maro miaraky ame mpianatriny,sady maro gne tagnaraky Anazy. \v 16 Hoy gne fariseo izy ame mpanora-dalagny raha nahita an'i jesosy niara-nihina tame mpanota izy ame mpamory hetra se: Nagnino mampiara-koma anazy ame mpamory hetra izy ame olo mpanota? |