tkg_mrk_text_reg/11/27.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 27 Lasa nikatry agny Jerisalema indreo raha vita izany. Fa raha nitsangatsanga tao ame tempoly i Jesosy nagnato azy gne lohandoham-pisorona, gne mpanoradalana ary ireo loholona. \v 28 Hoy ireo tamin'i Jesosy: " Fahefana avy aia gn'afahanao magnano an'izao rehetr'izao, Ary ia gne nagnome anao anizany?"