tkg_mrk_text_reg/11/24.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 24 Noho izany, ity gne mazava ambarako anareo: izay rehetre hivavahanaeo sy angatahinareo ,minoa fa efa azonareo ary nda mbola ho azonareo.\v 25 Fa ity , rehefa mivavaky anareo,fafao nge heloky gne namanareo eo aminareo naiza na iza,hamin'izay fafan'e Zagnahary agny ambony koa gne fahotanareo. \v 26 [ Fagnamaritagny: gne fandika tena tsara da tsy asiagny hoe ( jereo ao am'i Matt.16. 15) MK . 11.26 " Fa ra tsy hamela gne heloky anareo da tsy ho avelan'i abanareo zay an-dagnitry koa.]