1 line
431 B
Plaintext
1 line
431 B
Plaintext
\v 24 Raha vita izany , da niala teo i Jesosy ka nandeha nitety gne faritry Tyroy sy Sidona. Tafaran' izay ,da nisy viavy avy teo naharè\v 25 fa avy i Jesosy, ka nitondra gne zanany viavy nidiran' gne devoly; rehefa avy teo izy da nandohaliky tamè tomboky Jesosy . \v 26 Fantany tsara fa Grika io viavy io, Syro-foinika gne tany feviany. Arak'izay da nangataky tamin'i Jesosy ity viavy ity mba havôky Demony gne zanany viavy. |