1 line
398 B
Plaintext
1 line
398 B
Plaintext
\v 18 Ra hipitiky tame sambokidy izy da nengavy gne lelah nidirane demony ba hiray amnazy. \v 19 Kanefa tsy neken'i Jesosy, ka nozakainy hoe " miveregna andragnonareo sy ame fianakavianao ary koragno amndreo gne namboarin'i Tompo sy gne namindrany fo tamnao". \v 20 Da lasa nody izy ary nanomboky nagnambara gne hafatry nozakain'i Jesosy tamnazy tagny Dekapolisy ary da nangakaky gne be sy ny maro. |