tkg_mrk_text_reg/14/12.txt

1 line
599 B
Plaintext

\v 12 Tam'gnandro vohaloany ame fihinana gne mofo tsy mavay,raha nagnano soro gne ondrin' Paska igny, hoy ireo mpianany tam' jesosy hoe: " Aia gne tianao andrahoanay gne sakafo mba hinananao gne sakafon'ne paka?" \v 13 Nirahany gne roy tam'reo mpianatriny ka nafarany hoe:" Mekara agny atanà anareo, misy olo mitondra signy mifanendriky amnareo agny. Arahonareo izy.\v 14 Izay tragno hidirany gne hidiranareo koa, ary hangnotanio gne tompontragno hidiranareo hoe:" Hoy gne Mpampianatry hoe: 'Aia gne toera fandraisam-bahiny atoa afahako miara mihina gne sakafon'Paka miaraka ame mpianatro?"