1 line
320 B
Plaintext
1 line
320 B
Plaintext
\v 71 Fa i petera kosa nagnozigny tenga nitagny nizaka hoe: "da tena tsy fantako mihintsy ity olo zakainareo ".\v 72 Niaraky tamizay nagneno indroy gnako. ary da tadidi'i petera gne zakan'i Jesosy tamin'izay hoe:" Da mbola tsy nagneno indroy gn'akoho daanda ana intelo anao" Raha vita izay da malahlo sady nitomagny izy |