1 line
331 B
Plaintext
1 line
331 B
Plaintext
\v 69 Fa ity mpiasa vavy ity koa, izay nahita an'i Petera teo izay niverigny nitsnga nagnodidy azy nizaka hoe tame olo maro teo hoe" Naman' i Jesosy koa io lehilahy io! \v 70 Da mbola nanda avao i Petera. Tsy tapitapitry izay, nintsanga teo am'i Petera gnolo nagnotany hoe: "Naman'i Jesosy koa anao sa? Satria anao avy agny Galilia |