tkg_mrk_text_reg/14/22.txt

1 line
561 B
Plaintext

\v 22 Raha igny mbola mihina igny indreo, nandray mofo i Jesosy,nisaotry gne Zagnahary ka nizarazara sady natolotriny tamie mpianany nataony hoe:"Raiso, itygne mofo? \v 23 Ary aveo nandray gne kalisy izy,nisaotrygne zagnahary ary nagnome gne mpiantry mba indrano,ka nindrano aby izy rehetra. Da hoy i Jesosy tamin'izay: \v 24 Ity gne ran'ny fanekem-pihavanagny vaovao, Ra izay izay homeko hoan'ny besinimaro. \v 25 Ambarako anareo mazava fa tsy hindrano gne vokatry gne voaloboka koa ahomandra-pahavinin'gne fotoa hindranomako koa ao ame fanjakan'Andremanitra.