tkg_mrk_text_reg/14/10.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 10 Tsitapitapitry izay, avy i Jodasy Iskariota, mpianatry jesosy, raiky tame roambinifolo lahy, nandeha tsy nangatak'andro tam'reo lohandohan'e mpisorona hagnambara gne fika hamonoa an'i jesosy.\v 11 Faly da faly ireo lohandohan'e mpisorona raha vao nahare izany ary da nampagnategna vola telopolo an'i jodasy. Nanomboky teo izy da nitady gne fomba hanolora an'i jesosy am'reo mpanoradalana.